Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao, ny raho-mitatao
ny lanitra blji efa tononkira.serasera.org manga, ka tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio manganohano
ny aizina hisava, fa tonga ny mazava
ny alina handao, fa menatra sy lao
ny fifaliana ihany, no sisa tsy ho lany
ny sento izao onjptuq mitony, tsy fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa tobsbdz

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Andrianary RatianarivoVangy : 6300
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:33