Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao, ny raho-mitatao
ny lanitra efa manga, ka tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio ihrey manganohano
ny aizina hisava, fa tonga ny mazava
ny alina tononkira.serasera.org handao, fa warp menatra sewq sy lao
ny fifaliana ihany, no sisa tsy ho lany
ny sento izao mitony, tsy fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0142