Raha ny rano nantsakaina (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny rano nantsakaina mantsy hono
No nandatsaka ny aina sy namono
Tsy ho kivy ve ny saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina

           Zana-borona nompiana teo an-tratra
           No nanao fanahy iniana ka nandratra
          soqqt  Tsy ho kivy tononkira.serasera.org ny saina, diso zava-nantenaina
           Diso zava-nantenaina

Olon-tokana mba tiana no nanjary
Ho mpivadi-panekena sy nanary
Tsy nquvcm ho kiny ve ny aucznp saina, diso zava-nantenaina
Diso zava-nantenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0115