Niova filamatra (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no mahalala fa miadana ny tany,
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana gblc tononkira.serasera.org toa anareo,
Fa ny asanay ondac mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova ioxi filamatra aho
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana gblc tononkira.serasera.org toa anareo,
Fa ny asanay ondac mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova ioxi filamatra aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 3916
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 19:30
