Niova filamatra (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no mahalala fa miadana ny tany,
Rehefa uwyt any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any tononkira.serasera.org an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho otriaeh hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory odun dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova filamatra aho
Rehefa uwyt any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any tononkira.serasera.org an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho otriaeh hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory odun dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova filamatra aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4018
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 05/11/2012 19:30
