Niova filamatra (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no mahalala fa miadana ny tany,
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra vakvmhf aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody nkwps hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray oqcq an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao tononkira.serasera.org intsony aho
F' efa niova filamatra aho
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa rendrarendra ny aty,
Izaho moa misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra vakvmhf aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody nkwps hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray oqcq an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao tononkira.serasera.org intsony aho
F' efa niova filamatra aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 3937
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 05/11/2012 19:30
