Niova filamatra (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no mahalala fa miadana ny tany,
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa oymnvdv be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa kqgmr rendrarendra ny aty,
Izaho tononkira.serasera.org moa oslrfw misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova filamatra aho
Rehefa any ambanivohitra any.
Ianao koa mahalala fa oymnvdv be ny mitomany,
Rehefa any an-drenivohitra any.
Izaho tsy nanampo fa kqgmr rendrarendra ny aty,
Izaho tononkira.serasera.org moa oslrfw misaringom-borondamba.
Ka tapa-kevitra aho sady tonga saina,
Hiverina any ambanivohitra
Sarotra aminay any ambanivohitra any,
Ny hiadana toa anareo,
Fa ny asanay mamadika ny tany,
Miara-mihosina tsy hainareo.
Aleo aho hody hamonjy ny vala,
Handre ny hiram-pody,
Hahita indray an'i lala.
Any izahay mihinana matory dia mifoha,
Tsy mba sahirana fa miadana tokoa.
Aza antsoinao intsony aho
F' efa niova filamatra aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 4017
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 05/11/2012 19:30
