AM-PELATANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy tononkira.serasera.org manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Mino aho vrdozcow Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, pxct Jesoa mandrakizay

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny fiadananao

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny sbyy fiadananao

Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay

Jean Fils RAKOTOMALALA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0118