AM-PELATANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Rainay be fitia, misaotra tononkira.serasera.org Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Ry Rainay gxvy be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay

Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao wgasjtc ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny fiadananao

Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny fiadananao

Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay

Jean Fils RAKOTOMALALA rgxnub

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0219