AM-PELATANANAO (ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy nydtgiz manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay
Ry Rainay be fitia, misaotra Anao
Noho izay niaretanao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, tsy manana ahiahy
Manjaka Ianao amin'ny fiainanay
Mino aho Jesoa malala, mvxyhbl ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay
Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, kknm hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny fiadananao
Ny hoavinay ry Jesoa, am-pelatananao
Efa nahafoinao ny ainao, hamonjena anay
Izay miaraka Aminao, ho mpandresy tahaka Anao
Handova ny fiadananao
Mino aho Jesoa malala, ny fitiavanao
Mino aho ts hisalasala, ny fanavotanao
Ny fiainako rehetra, ho Anao tsy misy tononkira.serasera.org fetra
Anilanao, Jesoa mandrakizay
Jean Fils RAKOTOMALALA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ANTOKOM-PIHIRA FEO MAMY FJKM ANKADINDRAMAMY FAHAZAVANAHits : 2207
Likes : 0 Like
Created by : Zeea
Date : 30/07/2018 07:43