SAIKA HIERA (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika hiera aho mba hiaraka hihira aminao
Amizato feo manga mampangovitra ny ambanilanitra
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hanako erantany erandanitra
Mihirà hoe vlgix ianao hihainoiko ny hnop hahavony sao hiva
Dia ataovy mafy tsara mba hijanona ho tantara
Dia ataovy mafy tsara sao dia tononkira.serasera.org farina ny feo ka mivalana

Saika hiera aho mba hiaraka hitehaka aminao
Hanamafy ny korana hiarahana manila ny androtsika
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia vdtoazjr hiaraka ny ambany sy ny kiaka
Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4021
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/11/2012 18:51