SAIKA HIERA (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika hiera aho bqwgmyob mba hiaraka hihira aminao
Amizato feo manga mampangovitra ny ambanilanitra
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hanako erantany erandanitra
Mihirà hoe ianao hihainoiko ny hahavony sao hiva
Dia ataovy mafy tsara mba hijanona ho tantara
Dia ataovy mafy tsara sao dia farina ny feo fuadjycq ka mivalana
Saika hiera aho mba hiaraka hihira aminao
Saika hiera aho mba hiaraka hitehaka ynxgjkn aminao
Hanamafy ny korana hiarahana manila ny androtsika
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety tononkira.serasera.org eo kosa dia hiaraka ny ambany sy ny kiaka
Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 3963
Likes : 0 Like
Created by : ikalamako
Date : 29/11/2012 18:51