SAIKA HIERA (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika hiera aho mba wcnogw hiaraka hihira aminao
Amizato feo manga tononkira.serasera.org mampangovitra ny ambanilanitra
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hanako erantany erandanitra
Mihirà hoe ianao hihainoiko ny hahavony pzsjulew sao hiva
Dia ataovy mafy tsara mba hijanona ho tantara
Dia ataovy mafy tsara sao dia farina ny feo ka mivalana
Saika hiera aho mba hiaraka hihira aminao
Saika hiera aho mba hiaraka hitehaka aminao
Hanamafy svcwe ny korana hiarahana manila ny androtsika
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hiaraka ny ambany sy ny kiaka
Tonony sy feony : Zoarinjatovo RAHAMISON

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ZopanageVangy : 4069
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 29/11/2012 18:51