SAIKA HIERA (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Saika hiera aho mba hiaraka hihira aminao
Amizato feo manga mampangovitra ny ambanilanitra
‘Ndao qihnc handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hanako erantany erandanitra
Mihirà hoe ianao hihainoiko ny hahavony sao hiva
Dia ataovy mafy tsara mba hijanona ho tantara
Dia ataovy mafy tsara sao dia farina ny feo ka mivalana

Saika hiera aho mba hiaraka hitehaka wdxf aminao
Hanamafy ny korana hiarahana manila ny androtsika
‘Ndao handramana iza no mahita sao mety
Raha vao mety eo kosa dia hiaraka ny ambany sy iaec ny kiaka
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : Zoarinjatovo RAHAMISON

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ZopanageVisites : 3991
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 29/11/2012 18:51