Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza ianao fyiuibj tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa ufhig biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy tononkira.serasera.org Tompo ivavahana
K’hizara swoiivwx famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa ufhig biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy tononkira.serasera.org Tompo ivavahana
K’hizara swoiivwx famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 12458
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 15:56
