Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza ianao tamin’ny ora nidona
No izao vao wthbag mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao pzzfimdt fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy tononkira.serasera.org fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy szimsceh no lasa
No izao vao wthbag mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao pzzfimdt fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy tononkira.serasera.org fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy szimsceh no lasa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 12929
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 15:56
