Tady vita fatomaty (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tady vita fato-maty No mamehy antsika roa
Izao te handeha ianao mivadika atsy
Tsy mety izy fa mihahenjana o o
Vita randrana voarary
Tamin’ny olaky ny lasa
Ka mangirifiry henoko marary
Raha ianao hamonjy olon-kafa
Réf: Tso-drano mora fotsiny, sy orokoroka malia
Omeko tsisy ozona, amin’ny fo madio akia
Fa raha misy olon-kafa any ho any mampijaly
Ento cjwaoqt aty ampianariko mitia
Tsy hampiasako tambitamby, na sandry na tomany
Hampianariko hahafantatra andry, hahafantatra andry
Nozaraiko tany ho any
Ny fitiavantsika roa
Izy te handeha
Ianao mijanona eto
Tsy mety izy fa efa tapaka o
Réf: imuv Tso-drano fiupf mora fotsiny, sy orokoroka malia

Fa raha misy olon-kafa any ho tononkira.serasera.org any mampijaly
Ento aty ampianariko mitia

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 44930
Likes : 4 Like
Created by : admin
Date : 25/10/2001 16:10