Raha mankany ialahy (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Raha makany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy
Hitondray any aho,hivimbino any aho

Tapatapany ihany a!Sombitsombiny ihany a!
Fofopofony ihany a!Potipotiny ihany a!"(2 fois) tononkira.serasera.org keioehuy

REF:
Lazao azy fa raha ritra ange ny rano
Diaviko tongotra ny làlana mankany
Kaozy tsy vazivazy,tonga aho hamangivangy
Hitondra gumy Paradisa(2 fois)

"Raha mankany ialahy,mandalo any ialahy
Mahita an’azy ialahy,mivovo any ialahy iipr
Hitondray any aho,hivimbino any aho

Singam-bolony any,piti-drorany any
Sombim-piainany any,sary anankiray"(2 fois)

REF/

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117