Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza ianao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty edgnha efa biby
Eh ty vuarpatz foko efa mihidy
Taiza ianao tononkira.serasera.org fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana stvvmjrt
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty edgnha efa biby
Eh ty vuarpatz foko efa mihidy
Taiza ianao tononkira.serasera.org fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana stvvmjrt
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Lolo sy ny tarinyHits : 12740
Likes : 1 Like
Created by : Ndrianja
Date : 27/01/2002 15:56
