Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sbqqrto Taiza ianao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tononkira.serasera.org tonga hifona
Izaho aty vcuig efa biby
Eh ty foko efa mihidy

Taiza vscoxcbh ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana

Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa vao eo izy no lasa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0117