Omeo kafe (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omeo kafe , kafe mafàna
Fa toa jsptpt mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Raha lasana any an`aho
Ka mba mahita
Dia mba mahatsiaro wjqsbj
An`ty ririnina ity (2)
Ny lalantsika anie,
hisampana (2)
Ny tanantsika anie,
hisaraka (2)
Ka tonga any aho, hanao veloma
Raha sitrakao, dia izao atao
Omeo kafe , tononkira.serasera.org kafe mafana
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Reveo indray , ilay hirantsika
Ho enti-misioka
Amin`ity ririnina ity (2)
Fa raha vao lasa any aho
Dia hitomany (2)
Rafahavaratra ,
ho tonga ihany (2)
Ny orana tsy tia ankaso
Hanafina togklm ny ranomaso
Omeo kafe , kafe mafna
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Zarao indray ilay sigara
Fa farany, farany iny
Amin`ity ririnina ity (2)
LOLO SY NY TARINY
Fa toa jsptpt mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Raha lasana any an`aho
Ka mba mahita
Dia mba mahatsiaro wjqsbj
An`ty ririnina ity (2)
Ny lalantsika anie,
hisampana (2)
Ny tanantsika anie,
hisaraka (2)
Ka tonga any aho, hanao veloma
Raha sitrakao, dia izao atao
Omeo kafe , tononkira.serasera.org kafe mafana
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Reveo indray , ilay hirantsika
Ho enti-misioka
Amin`ity ririnina ity (2)
Fa raha vao lasa any aho
Dia hitomany (2)
Rafahavaratra ,
ho tonga ihany (2)
Ny orana tsy tia ankaso
Hanafina togklm ny ranomaso
Omeo kafe , kafe mafna
Fa toa mangitsy
Ty ririnina ity (2)
Zarao indray ilay sigara
Fa farany, farany iny
Amin`ity ririnina ity (2)
LOLO SY NY TARINY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 9024
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Chuan
Daty : 21/01/2005 11:02
