Ampidiro aloha ny tenimiafina
Taiza ianao?
Emin Taiza ianao tamin’ny ora nidona No izao vao mba tonga hifona Amin Emin Izaho aty efa Biby Amin Emin E! ty foko efa mihidy Emin Taiza ianao fony aho reraka No izao vao hibebaka Amin Emin Izaho tsy tompo hivavahana Amin Emin K’izara famelana C D Ny akanjoko jereo mazana B7 Emin Misy fofon’olonkafa C D Fandrinako tsapao mafana B7 Emin Fa vao teo izy no lasa C Emin Fa vao teo izy no lasa
