Diavolam-pararano (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nisava ihany izao, ny raho-mitatao
ny lanitra efa qaimgca manga, ka tena soa fitranga
diavolam-pararano, madio wjhdrzm manganohano
ny aizina hisava, fa tonga ny mazava
ny alina handao, fa menatra sy tononkira.serasera.org lao
ny fifaliana ihany, no sisa tsy ho lany
ny sento izao mitony, khge tsy fantatra intsony
ny alahelo foana, tsy hisy ho tsaroana
hanjary ho paradisa, ny fiainantsika sisa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0114