Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza ianao tamin’ny ora avhby nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy svnigb no lasa
Fa tononkira.serasera.org vao eo izy no lasa jpihkey
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao hibebaka
Izaho tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao mafana
Fa vao eo izy svnigb no lasa
Fa tononkira.serasera.org vao eo izy no lasa jpihkey
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 12738
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Ndrianja
Daty : 27/01/2002 15:56
