Mba tsiditsidiho (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho any, any ho any izay ’lay Havako
Manina azy tononkira.serasera.org any aho, ilay qvsv hany Malalako
Iza re, iza re no hafarako menk teny fohy hoe:
"Malahelo ka vangio, aza ariana lahy,
fa mba tsiditsidiho"

Miova loko izay jereko raha lavitra Anao
Ny alahelo anie ka "atero k’alao"
Manina anio kanefa tsarovy
Tsarovy fa ampitso ihany ianao
Dia hizaka vetsovetso wfdrcl mitovy ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113