Fara-dona (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injay midona moramora
Any antsefan-drahona any
Oram-baratra mijojo
No indro tamy sesilany
Injay ilay ako fa miraona
Nefa maty vetivety
Kanjo dia misinda elwo mora
Any am-paravodilanitra
Lasa ho azy teo ny sento
Mamisavisa zava-maro
Vetsovetso tsy hita fetra
Mifanjevo, mifangaro
Mitadidy ny efa omyrpeb lasa
Ireo Malala izay nafoy
Kanjo ranomaso sisa
Potrapotraka mijohy
Hay tsy inona tsy akory
Ilay rpjjlz nampivetso tsy hita faritra
Nitondra amboara nampahory
Sy nahavelom-pisentoana
Fambara orana ho lany
Izay namela fara-dona
Zary nampisentosento
Soa ihany tsy naharitra tononkira.serasera.org ...
Any antsefan-drahona any
Oram-baratra mijojo
No indro tamy sesilany
Injay ilay ako fa miraona
Nefa maty vetivety
Kanjo dia misinda elwo mora
Any am-paravodilanitra
Lasa ho azy teo ny sento
Mamisavisa zava-maro
Vetsovetso tsy hita fetra
Mifanjevo, mifangaro
Mitadidy ny efa omyrpeb lasa
Ireo Malala izay nafoy
Kanjo ranomaso sisa
Potrapotraka mijohy
Hay tsy inona tsy akory
Ilay rpjjlz nampivetso tsy hita faritra
Nitondra amboara nampahory
Sy nahavelom-pisentoana
Fambara orana ho lany
Izay namela fara-dona
Zary nampisentosento
Soa ihany tsy naharitra tononkira.serasera.org ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 3766
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 09:58
