Mba tsiditsidiho (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho any, any ho any izay ’lay HavakoManina azy any aho, ilay hany Malalako
Iza re, iza re no hafarako teny fohy hoe:
"Malahelo ka vangio, aza ariana lahy,
fa mba tsiditsidiho"
Miova loko izay jereko raha lavitra Anao
Ny alahelo anie ka "atero k’alao"
Manina anio kanefa tsarovy
Tsarovy fa ampitso ihany ianao
Dia hizaka vetsovetso mitovy ...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : OssyHits : 4074
Likes : 1 Like
Created by : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 12:11