Mba tsiditsidiho (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho any, any ho any izay ’lay Havako
Manina azy any aho, ilay malrehf hany Malalako
Iza re, iza re no hafarako teny fohy hoe:
"Malahelo ka tononkira.serasera.org vangio, aza ariana lahy,
fa mba tsiditsidiho"
Miova loko izay jereko raha lavitra wpdtick Anao
Ny alahelo anie ka "atero k’alao"
Manina anio kanefa tsarovy
Tsarovy fa ampitso jwaojfiw ihany ianao
Dia hizaka vetsovetso mitovy ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : OssyVisites : 4958
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Rija Razafimahefa
Date : 16/01/2002 12:11