Na oviana na oviana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na oviana rubkgx na oviana no tsy ahitako anao
Dia manjary fahoriana izao rehetra izao
Ny fitiavako fahiny, raha tsaroako ankehitriny
Fa manetsika fanahy, mampangorangoraka dbqyvel ahy
Aiza kosa ianao amin’izao ora izao
Fotoana sarobidy manetsika tadidy
Izao jvwqjo no tononkira.serasera.org vetsom-po mba natokako ho anao
Tsy mivadika nyfoko efa lasanao
Aiza ho aiza ilay Malala nametrahako fitia
Tsy mba mety very dia, ny foko miavon-tsahala
Raha mba azoko natao ny hanatonako anao
Dia nataoko tsotra izao, tiako ny eo ankaikinao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 5687
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 12:34