Ny làlana mody (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny tiako loatra eny izany
Ny mandeha amin’ny làlana mody
Toa hitako sahady tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Ny hafaliana rehefa tody
Miandry izao izay rehetra tiana
Hotanteraka izao ny zava-niriana
Eny toa hadino sahady
Ilay nialana saika nahatamana
Hotsaroako ianao sy hanaovako voady
Ry ilay toerana, ggstpn ry ilay tanàna
Tanàna tsy kmjsqayb ho afaka an-tsaiko
Na oviana na oviana, ny hanadino tsy ho haiko
Midobodoboka sahady ny foko
Izay jereko rehetra toa miova jlysr loko
Ny masoko ve no mandroroa
Sa ahoana tokoa ?
Fa mitebitebim-pifaliana
Mampiova mahavariana ...
Ny mandeha amin’ny làlana mody
Toa hitako sahady tononkira.serasera.org hatrany hatrany
Ny hafaliana rehefa tody
Miandry izao izay rehetra tiana
Hotanteraka izao ny zava-niriana
Eny toa hadino sahady
Ilay nialana saika nahatamana
Hotsaroako ianao sy hanaovako voady
Ry ilay toerana, ggstpn ry ilay tanàna
Tanàna tsy kmjsqayb ho afaka an-tsaiko
Na oviana na oviana, ny hanadino tsy ho haiko
Midobodoboka sahady ny foko
Izay jereko rehetra toa miova jlysr loko
Ny masoko ve no mandroroa
Sa ahoana tokoa ?
Fa mitebitebim-pifaliana
Mampiova mahavariana ...
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
04/06/2026 06:38)
Misaotra indrindra ry Rija. Mankasitraka e.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 4428
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 12:16
