Raha ho avy ilay fotoana (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
icborxzm Raha ho avy ilay fotoana
Izay handaozako ny tany
Ireo ’zay manoloana
Dia hisento sy hitomany
Amin’izay fotoana izay indrindra
Dia hotsaroana tononkira.serasera.org jnunwbs eto indray
Ireo ’zay manoloana
Fa ilay tomady fahizay
Indro ahfqn resy ankehitriny
Izay handaozako ny tany
Ireo ’zay manoloana
Dia hisento sy hitomany
Amin’izay fotoana izay indrindra
Dia hotsaroana tononkira.serasera.org jnunwbs eto indray
Ireo ’zay manoloana
Fa ilay tomady fahizay
Indro ahfqn resy ankehitriny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 4419
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 09:19
