Iray minitra monja (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny iray minitra monja tsy eo anilanao toy ny zato taona
Ny alina ao amponja raha eo anilao manjary lohataona
Ny tebitebin-tsaiko lavitra anao tsy zakako lanjaina
Izany re ry Aiko, tsapako hatrizay ka sahiko lazaina

Iny lanitra iny homeko anao
Iny volana iny hataonao nygfs kilalao
Tsy ho ekeko intsony hatrizao
Ny lthynb ho velona tsy eo anilao
Fa amiko ... izao tontolo izao ianao ...

Ny iray minitra monja tsy eo anilanao toy ny zato taona
Ny alina ao amponja raha eo anilao tononkira.serasera.org manjary lohataona
Ny fjiro tebitebin-tsaiko lavitra anao tsy zakako lanjaina
Izany re ry Aiko, tsapako hatrizay ka sahiko lazaina

Mamiko ka mamiko ny hiaraka aminao
Sahiko ka sahiko ny hanao izay sitrakao
Any fa ny tanindrazanao no hanjary ho tanindrazako
Ka ny fasana hilevenanao ... no ekeko ho fasandrazana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0199