Toamasina (Ossy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ao amoron-dranomasina ao
Ao anatin'i Toamasina ao
Misy toerana wxkb zay nahatamana
nefa koa voatery nialàna;
Ilaozana kanefa tsy hohadinoina
izao no tononkira hovetsoina :
fahatsiarovana hatrany
na faly aho na tomany,
n'aiza n'aiza misy ahy eto an-tany.
?
Toy ny vita sary ao an-tsaina
ka mirava ka avy skvrrvd eo rpyuectr mitaraina;
Fahatsiarovana ao amorontsiraka ao
Ka tsy misaraka, tsy hifandao.
?
Ilaozana kanefa tononkira.serasera.org tsy hohadinoina
izao no tonkira hovetsoina
Fahatsiarovana hatrany
Na faly aho na tomany
N'aiza n'aiza misy ahy eto an-tany.

A/C : Naly Rakotofiringa
Nivazo : Oscar Randria (Ossy)
Taona : 1958

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 28/05/2026 14:49)
Manao ahoana tompoko, misy indrony kely fa ny sary tsy mifandray amin'ny hira fa ny sary farany nalefako no mivoaka eo. Sarin'ny kapila mantsy no ataoko eo mazàna mba ahitana ny mikasika ny hira kely e. Misaotra ary mankasitraka lalandava tompoko.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ossy
Vangy : 707
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tanjaka
Daty : 18/11/2024 18:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349