Mba tsiditsidiho (Ossy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ho any, any ho any izay ’lay Havako
Manina azy ajhks any aho, ilay hany Malalako
Iza re, iza re no hafarako teny fohy hoe:
"Malahelo ka vangio, aza ariana lahy,
fa mba tsiditsidiho"
Miova tononkira.serasera.org vksurt loko izay jereko raha lavitra Anao
Ny alahelo anie ka "atero k’alao"
Manina anio kanefa leyevev tsarovy
Tsarovy fa ampitso ihany ianao
Dia hizaka vetsovetso mitovy ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : OssyVangy : 4957
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 16/01/2002 12:11