Fanahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona tononkira.serasera.org
Amin’ny zava-boary manodidina
Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny rsao aina
Fanahy fpnkevu no atokisana fa hiaina mandrakizay
Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba bkvz hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao
Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra
Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 5598
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/10/2002 13:01