tsy foiko (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ianao ka namihina ahy sady nitomany
Avy tany urermp ianao oriory aok’ izany
nohon’ny nataony ihany
Izaho tononkira.serasera.org kosa anefa tsy handatsa anao
Na dia fantatro taloha ny eccrrz momba azy ka naharesy anao

     Angony ary ny herinao rehetra
     Hahatonga anao tsy resy na ilefa

Ary ianao tsapako fa tia azy izany no hahazoany bmkg anao
Ianao nefa mbola manana fotoana na fiainana hafa ankoatr’izao
Izaho kosa anefa tsy hanaratsy azy fa ianao namako no hanariko
tsy foiko hitomany

     Angony ary ny herinao rehetra
     Ary ilay tsiky hiverina tsy hanam -petra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kiaka
Hits : 5914
Likes : 0 Like
Created by : mihanta
Date : 01/02/2005 16:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326