Fanahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay vuafd hatrizao
Mampiavaka tononkira.serasera.org ny olombelona
Amin’ny zava-boary pbyg manodidina
Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay
Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao
Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy ifuxpn tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra
Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 5703
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/10/2002 13:01