Ny ho avy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iafian’ireo tononkira.serasera.org Ray aman-dReny ny heloky ny zanany
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re zeimljn ny tombotsoa
Fa ny azy voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa oxuowhv dia hanambara ô!
Fa tojo xhyahtrj olo-manankaja
Mivaly foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
Ampihantainy re!
Tody koa ny fianarany
Nahatafita azy ireny
Itadiavany sekoly etsy sy eroa
Ahafahana mianatra
Antsika koa re zeimljn ny tombotsoa
Fa ny azy voninahitra
Réf:
Miezaka ho ambony tsara ô!
Hahazo koa lapa sy haja
Ny tantara koa oxuowhv dia hanambara ô!
Fa tojo xhyahtrj olo-manankaja
Mivaly foana ny hasasarana
Rehefa ao ny zotom-po
Madresy rehefa ifotompotorana
N’inona inona manjo
Itadiavany ........
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 3806
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 24/01/2005 09:40
