DISO FIANTEFA (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAo nitopy nahita anao
ny masoko
Dia nahatsapa,lasanao izay
foko
Misy zavatra hafahafa
Toa mangovitra aho,miamba-
kavaka

Ny masonao anefa tsy eny
amiko
Fa mijery an\\’ity namako
Izy angamba no sahaza
Ilay fitiavanao,izaho nangamba
no tara
REFRAIN;
Ianao no tiko sy faniriko
Hahasambatra ahy ho man-
drakizay
Indrisy anefa fa tsy
mitoetra
Ao aminao ilay
fitiavana ahy
Niezaka aho ny mba ho
hitanao
Hahalalanao, izaho anie mila
anao
Misy takona anefa toy ny rin-
drina avo be tsy misy fetra
Izy fona no resahinao
Izaho tsy misy ts\\’izy, tsisy azo
atao
Ny foko anefa malahelo
Diso fiantefa izy ka mame-
lovelo
Mba ilazao ihany aho e
Raha tsy tiany akory ianao
Izaho anie mila anao e,
Fa hoporofoiko anao
Fitiavako tsy kilalao,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 15356
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Nambinintsoa
Daty : 24/07/2005 07:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2039