Fanahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy plhsjuz lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona akftv
Amin’ny zava-boary manodidina
Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay
Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay njgb fanahy
Afaka mibaiko tononkira.serasera.org anao
Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra
Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 5702
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 11/10/2002 13:01