Fanahy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona qmwdoze
Amin’ny zava-boary manodidina
Fanahy no maha-olona, miaina ao anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay
Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa vxlii ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao
Fanahy no iankinana, antoka tononkira.serasera.org tsy hamitaka
Fanahy gysc tsy manam-paharoa ilay sarobidy indrindra
Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 5815
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 11/10/2002 13:01