Raozy (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny raozy vao mivelatra
Ireo tanora tononkira.serasera.org tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany
Mahavariana koa ‘ty vbmvoqtd vavy antitra
Tsy manadino ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny ypyus bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Nefq ny qvvql tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka
Ireo tanora tononkira.serasera.org tovovavy ankehitriny
Izay mivoatra toa mandreraka
Nanaitra ny masoko izy ireny
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Maro anie ny tsara, ny tanora tsy ho lany
Ny fiainantsika manaraka izany
Mahavariana koa ‘ty vbmvoqtd vavy antitra
Tsy manadino ny hatanorany
Somebiseby izato fihetsika
Manenjika ny ataon’ny zanany
Ny volony misaritaka
Ny firavaka koa etsy ambony
Na ny ypyus bika na ny endrika
Toa manaitra antsika rehetra
Nefq ny qvvql tena tsy lasa fa efa drodroka
Tsy aloe ve mipetrapetraka
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KiakaHits : 5607
Likes : 1 Like
Created by : Hasimbola
Date : 24/11/2002 08:04
