You are here: home > Tononkira > Kiaka

Fanoherana (Kiaka)

Tsy ela akory izahay
Teo ambany fahefanao
Voafetra tamin’ny revy, ny ditra natao
Ny volo lava, tapaho kely io
Nanaiky ireny satria tena tia
Saingy nandao io hariva io

Réf :
Tsy voasakanao izahay
N’intononkira.serasera.orgona inona ataonao
Na tady mahazaka na rojo vy
Tsy voasakanao ny aty

Amin’izao taitra izahay
Ka nifoha ilay fanoherana
Taitra ianao ka lasa nisafoaka
Izaho koa tsy te hahalala
Fa voaroaka izay manadala
Mipitika ery vao tonga saina

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kiaka
Mpamaky : 2967
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Tamin'ny : 31/01/2005 08:01:21
ID : 2882

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo