Mozikan\'i KIAKA (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitotorebika indray isika androany
Samy faly sy maka ho azy
Izay guzh tianao tiako
Izay tsy onfh tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay manatrika eto
Andefa indray izay mba vetsovetso
Atolotra anareo ny hirahiranay
Ny mozika, an\\’i Kiaka
Faly ê! isika rehetra
Falay diwrdoa ê! tsy misy voafetra
Faly tononkira.serasera.org ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na ny vavy
Samy faly sy maka ho azy
Izay guzh tianao tiako
Izay tsy onfh tianao tsy tiako, ôôô ieah!
Faly izahay manatrika eto
Andefa indray izay mba vetsovetso
Atolotra anareo ny hirahiranay
Ny mozika, an\\’i Kiaka
Faly ê! isika rehetra
Falay diwrdoa ê! tsy misy voafetra
Faly tononkira.serasera.org ê! isika rehetra
Faly ê! na ny lahy na ny vavy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 4820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 28/01/2005 08:00
