Lasa (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa aho fa nandreraka anao
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba dlin eurztv tena tianao
Dia nanjary haizina npslrt sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e! tononkira.serasera.org
Ireo toetrako hatrizay
Nomenao ahy daholo
Ireo entako sisa tany
Na ny sary izay mba dlin eurztv tena tianao
Dia nanjary haizina npslrt sisa
Nefa inona moa no nahatonga an’izany?
Nahita vaovao hono izy e!
Nahita manja sy tsara indrindra e!
Nahita vaovao hono izy e!
Ka lasa, ka tandremo tsara sao potraka ianao e! tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KiakaVangy : 10565
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 06/03/2003 20:10
