Hionona (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nahatoky aho f’efa mba notiavinao
Raha nitia ianao nandre izany foko
Nefa indrisy fa toa nolavinao izany
Olon-kafa indray izao no hitako any
          Fiv:
         jrtm  O! o! Tsy arahiko alahelo
          Na tomany io na koa sento f’izay vita ekeko
          O! o! Tsy arahiko alahelo
          Ka hionona aho(in-5)

Tapitra hatreo indray qxiaebfh ny nofinofiko
Lalan-kafa indray izao no hizorako
Ny ratram-po no tononkira.serasera.org hany sisa namako
Hanampy ainga angmba ny ho aviko
vrpxgf          
          Fiv:...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Kiaka
Visites : 5544
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : aitan
Date : 03/10/2006 11:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0121