Taiza ianao? (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taiza ianao tamin’ny ora nidona
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao tononkira.serasera.org hibebaka
Izaho ljwi tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao wlhuwar mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa wwysz vao eo izy no lasa
No izao vao mba tonga hifona
Izaho aty efa biby
Eh ty foko efa mihidy
Taiza ianao fony aho reraka
No izao vao tononkira.serasera.org hibebaka
Izaho ljwi tsy Tompo ivavahana
K’hizara famelana
Ny akanjoko henoy mazàna
Misy fofon’olonkafa
Fandrianako tsapao wlhuwar mafana
Fa vao eo izy no lasa
Fa wwysz vao eo izy no lasa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Lolo sy ny tarinyVisites : 12731
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Ndrianja
Date : 27/01/2002 15:56
