Fanahy (Kiaka)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy lavitra fa ao anatinao
Iainanao hatrizay hatrizao
Mampiavaka ny olombelona
Amin’ny zava-boary manodidina

Fanahy no maha-olona, miaina ao vpgc anatin’ny aina
Fanahy no atokisana fa hiaina mandrakizay

Fa ilay ratsy mikatsaka foana
Mba hahazoany anao
Soa ihany fa ao ilay fanahy
Afaka mibaiko anao

Fanahy no iankinana, antoka tsy hamitaka
Fanahy tsy manam-paharoa auxqsv ilay sarobidy indrindra

Fanahy……………….mandrakizay
Fanahy……………….indrindra
Kiaka
tononkira.serasera.org ngjqt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Kiaka
Vangy : 5728
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 11/10/2002 13:01
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0139