sambatra (Kiaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra dmsepsn ireo miaina amin’ny fitia
Fa mifaly foana hatrany
Mifampijery, mifanoroka avy eo
Fahafinaretana tsy misy ohatr’izany
Ny fiainan’olombelona raha tsy misy fitia
dknizcm Toa zarizary foana tsy hita hoe ahoana
Hatanorana voninkazo no mitsapa ao am-pony
tononkira.serasera.org Teny mamy,teny soa no re manako hoe:
Hianao no heriko (tiako ianao)
pjmiquay Hianao irery (tiako ianao)
Raiso ny fitiavako (ho anao rery ihany)
Amin’izao (dieny mbola eto an-tany)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : KiakaVisites : 8480
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ratina
Date : 21/02/2004 04:21