Namana (Zopanage)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Aty antany lavitra aho no mihira ho an'ialahy
Ialahy 'lay sdoetq namako taloha
Nanembona ny ditra niarahana tamin'ialahy
Ka nivavabavaka aho ankehitriny

Fa ialahy no bgeearo namako satria
Na lavitra aho aza aty
Tsy misy ataoko ambony noho ialahy
Ho antsoiko rehefa manimanina
Ho antsoiko rehefa manimanina

Injay fa iva ny hariva tsy eo anilan' ialahy
Ka ny kalo no mandalo ny eritreritro
Tsaroako ato am-poko ny anatranatr' ialahy
Soavadia, hivereno ny aty

Nifoko mitomany aho satria
Toa lavitra ny taniko aty
Toa tsy mba mana-namana fa very
Tsy misy hampangina ahy aty
Tsy misy hampangina ahy aty


Tonony sy feony opqpauc : Zoarinjatovo RAHAMISON (1982)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.018